Entrée kambanteny (kambana, teny)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [Rajemisa 1985]
 [ kamban-teny ] teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [Rajemisa 1985]
Traduction française mots composés [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31