Entrée kalanoro
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ipomoea batates
Analogues  kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalavory
Exemples Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [Andriamalala: Ranomasina, page 51]

Entrée Kalanoro
Partie du discours nom propre (personnage fictif) [liste complète]
Définition malgache Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [Rajemisa 1985]
Traduction française Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro. [Randriamamonjy: Tantara, page 31]

Mis à jour le 2020/07/31