|
|
|
|

Teny iditra1  kabedy
Fototeny  2 bedy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny dridralava fananarana na fanakianana; fimenomenonana tsy misy farany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Paroles sans fin; remontrances, réprimandes sans fin [1.3#302]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  25 kabesoka

Fivaditsoratra  26 bedika, 27 debaky, kabedy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19