|
|
|
|

Teny iditra1  fikabedy
Fototeny  2 kabedy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mikabedy, izany hoe miteny dridralava mananatra na manakiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Celui qu'on gourmande, manière de gourmander [1.3#302]

Fivaditsoratra  6 fibedika, fikabedy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12