| Entrée | 1 jofoina |
| Radical | 2 jofo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 9 jofoana |
| Anagrammes | 10 anjofoy, 11 jofoina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|