|
|
|
|

Teny iditra1  jofoana
Fototeny  2 jofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
5 Ianjerana, iantontana
6 Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 jofoina

Fivaditsoratra  12 afonjao, jofoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12