|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  jeho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  6 jehojeho

Teny iditra (2/3)7  jeho
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Aretin' omby [1.1]
Voambolana  10  Haibiby: fitsaboina momba ny biby

Teny iditra (3/3)11  Jeho
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13 Jehu [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14 Jéhu [2.996]
Ohatra  15  Nony niditra ny vavahady jeho dia hoy izy: [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Tovy hevitra  17 jehoa, jehoa, jehoa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  18 Toko sy andininy momba Jeho

Fivaditsoratra  Jeho, jeho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21