|
|
|
|

Teny iditra1  jakam-behivavy
Singan-teny  2 jaka, 3 vehivavy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanomezana atao amin' ny vehivavy iray tsy vady fa sakaiza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Les étrennes données à une femme (en mauvaise part) [1.3#290]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12