|
|
|
|

Teny iditra1  izao tontolo izao
Singan-teny  2 tontolo, 3 izao
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra
6 eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka [1.38#428]
7 ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 le monde entier [3.1]
Ohatra  9  Izany no lazaina eran' izao tontolo izao [1.369]
10  Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245#123]
11  Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332#46]
Lahatsoratra  12 Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17