|
|
|
|

Teny iditra1  izany raha tsy ...
Singan-teny  2 izany, 3 raha, 4 tsy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 entina hilazana toe-javatra tafahoatra nony ..: Izany raha tsy loza ny alahelony anao (tsy hita velively ny alahelony nony tsy nahita anao izy) [1.1]

Fivaditsoratra  izany raha tsy ..., 7 raha tsy izany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12