Entrée Itompokovavy (i-, tompo, -ko, vavy)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes Ratompokovavy
Analogues  Itompokolahy
Exemples 
1Ankizy dimy no zanany tamin'Itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [Ravalison: Atodiorokoroka]
2Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [Rajaonarivelo: Bina, page 85]

Mis à jour le 2020/07/31