|
|
|
|

Teny iditra1  itena
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ianao [Taisaka] [1.78]
4 Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan' ny olona tezitra, indrindra ny vehivavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 you (singular) used familiarly; often disrespectful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tu, toi; familier ou trivial [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  8 ateny, itena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19