|
|
|
|

Teny iditra1 itampodiana
Fototeny  2tampody
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#663]
Ohatra  4 Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka. [2.470#]
5 Izato fomba iparitahany Dia iheverana azy ho vitsy kanjo fomba famitahany Tily ihany koa ireo ka miandry ny itampodiana, Ilay iraka nalefa. [2.928#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10azo itampodiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08