|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iretsy |
| Fototeny | 2 itsy |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 those (in sight), plur. of itsy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ceux-là (visibles), plur. de itsy
[1.8] |
| Ohatra |
7 Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.
[2.472]
8 Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [2.298] 9 Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [1.281] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 11 eritsy, iretsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|