|
|
|
|

Teny iditra1  iresadresahana
Fototeny  2 resadresaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  Faly ery Rainitoandro mitazan-davitra ny taniny ary velom-panantenana ny fony, tsy tahaka ilay indray takariva teo amorom-patana niresadresahany tamin' ny vavy [2.470#44]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29