Entrée iray venty amby zato (iray, venty, amby, zato)
Partie du discours adjectif
Définition anglaise a hundred and one [3.1]
Définition française cent un [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Synonymes iraika amby zato

Entrée iray venty amby zato (iray, venty, amby, zato)
Partie du discours locution
Définition malgache Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 [Randriamamonjy: Tantara]
Définition française premier code malgache comprenant 101 articles [Rajemisa 1966]
Exemples Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato [Randriamamonjy: Tantara]

Mis à jour le 2020/03/08