|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 inay |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Inay ilay feo henoko omaly
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 injay |
| Teny iditra (2/2) | 5 inay |
| Sokajin-teny | 6 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin' ny zavatra natao, na toa faniniana ny lahatra amin' ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena):
8 Inay aho tsy niavonavona tamin' ny lehibeko! / Inay aho tsy nahalala an' iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho vorona sahala aminao! (Ny Avana) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 there! Behold! O that! Would that! Hark! List! Used of some one drawing near but not yet in sight.
[1.2] 10 there! oh that! [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 puisse! oh que! plaise à Dieu!
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 12 aiñy, ainy, 13 iañy, inay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|