|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 impiry |
| Fototeny | 2 firy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-manontany ny isan' ny fiverimberenan-javatra niseho na asa natao: Impiry ianao no diso fidirana tamin' itỳ volana itỳ?
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 how often? How many times?
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 7 impiry impiry |
| Fivaditsoratra | impiry, 8 mipiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|