Entrée | Imerimanjaka (merina, zaka) | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Définition malgache | vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... [Ravelojaona 1937] | |
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | |
Analogues | Les douze collines sacrées | |
Toponymie | merina, zaka, manjaka | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |