|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilehio |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Aza misy taitra, hoy ilehio nibitsibitsika koa, fa samy "mpiady" daholo!
[2.4#54]
4 Namely ihany I Feno, tataka boba ra indray koa ny ravin-tsofin' ilehio havanana. [2.472#54] 5 Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [2.470#39] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28 |
|