Entrée |
ilay fito
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [1.1]
|
| [ ilaifito ] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [1.1]
|
Explications en anglais | Seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [1.2]
|
Vocabulaire |
|