|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilavoamena |
| Singan-teny | 2ila, 3voamena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena.
[1.2] |
| Ohatra |
7 Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa.
[1.437#]
8 Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472#] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Tsipelina hafa | 10lavoamena |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|