|
|
|
|

Teny iditra1  ilasiroa
Singan-teny  2 ila, 3 roa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaram-bola izay 0, 50 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy roa (voamena) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [roa, two.] fivepence ; lit. one half and two (twopences). Pronounced lasiroa. [1.2]
Ohatra  7  Notsapainy ny akanjony rehetra fa tsy nahitany afa-tsy vola ilasiroa tafasisika tany ho any. [2.5#]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  9 lasiroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12