|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ilaina |
| Fototeny | 2 ila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona
5 Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for.
[1.2] 7 to be wanted to be desired, to be needed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 haavo ilaina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 ilaina |
| Fototeny | 16 ila |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 20 ailany, ilaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|