Entrée | ikala ratsy | |
Mots élémentaires | Ikala ; ratsy | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1] | |
Exemples | Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory.
[1.223] | |
Mis à jour le 2023/10/20 |