Entrée Ikaladala (i-, kala, adala)
Partie du discours nom propre (personnage fictif) [liste complète]
Explications en malgache [ Ikalaadala ] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
¶ Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [Ravelojaona 1937]
Explications en français Cette imbécile [Abinal 1888]
 Cette sotte [Veyrières 1913]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31