Entrée Iharanandriana (harana, andriana)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [Ravelojaona 1937]
Définition anglaise a rocky mountain some miles to the south of the capital. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Analogues  Les douze collines sacrées
Citations 
Toponymie harana, andriana
Illustrations 

Mis à jour le 2015/03/23