|
|
|
|

Teny iditra1  hosokosoka
Fototeny  2 hosoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 fraud, falsification [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 supercherie [1.3#271, 1.8]
7 falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3#271]
8 fraude [1.8]
Ohatra  9  Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. [2.4#]
Tovy hevitra  10 hosoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17