|
|
|
|

Entrée1  hosena (hosy)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Hitsahina amin' ny tongotra: Aza hosena itỳ lambako [1.1]
4  Atao tsinontsinona, zimbazimbaina: Nohoseny ny hajan' ny tokantranony tamin' ny fitondran-tena ratsy nataony [1.1]
5  Vakivakina (enti-milaza ny baingan' ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen' ny olona ny tanimbary alohan' ny hanetsana [1.1]
6  Baboina: Nohosen' ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy [1.1]
Explications en anglais  7  To be trampled as ricefield; to be confiscated [1.7]
Explications en français  8  Qu'on piétine; qu'on confisque [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20