|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  horakoraka
Fototeny  2 horaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian' ny vahoaka
5 Feon' ny sahona: Horakoraka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the cries of a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 les cris d'une foule [1.8]
Ohatra  8  Kotaba, horakoraka moa izao! [2.356]
9  Feno horakoraka sy tabataba ny tanàna. [2.117]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  11 horaka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  horakoraka
Fototeny  14 horaka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  20 horaka

Fivaditsoratra  21 harokaroka, horakoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17