|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hondry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 totohondry
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the fist
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le poing
[1.8] |
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 hondry |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Refy hatramin' ny tendron' ny ankibe atsotra ka hatramin' ny fanondro avonkina eo amin' ny tonony faharoa (ny hondry dia mitovy halava amin' ny vodivoam-pelatanana mahery voatondro roa)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Mesure de longueur depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé
[1.3] 12 Depuis le bout du pouce ouvert jusqu'à la seconde phalange de l'index fermé [2.415] |
| Voambolana | 13 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|