|
|
|
|

Teny iditra1  homan-droka
Singan-teny  2 homana, 3 roka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 efa antitra dia antitra (ka miverina amin' ny fahazazana mitsimpona mihinana izay rehetra hitany na dia fakofako aza) [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02