|
|
|
|

Teny iditra1  hohoina
Fototeny  2 hoho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alana na rangotina amin' ny hoho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be pinched, to be taken with the nails or claws ; cf. tsongo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on pince ou gratte avec les ongles ; cf. tsongo [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ahohony, hohoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12