|
|
|
|

248 entries=1|hodibalaza#mg.n=
248 elements=hoditra#mg.n+hoditra|balaza#mg.n+balaza=
248 fr=1.13.fr`pellicule, peau, écorce=
248 mg=1.1`Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa|1.13.mg`(hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka=
248 ndx=fr=écorce, peau, pellicule|=
248 spellUnder=hodibalaza+hodibalaza+=
248 synonyms=hodibalazana#+hodibalazana+=
248 syntax=n=
262 gCurrentWordUnderlined=hodibalaza=
Teny iditra 1  hodibalaza
Singan-teny  2 hoditra, 3 balaza
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa [1.1]
6 (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 pellicule, peau, écorce [1.13]
Tovy hevitra  8 hodibalazana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19