|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hipoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 full, crammed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 comblé, bondé
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how hipoka |
| Fivaditsoratra | hipoka, 14 kapohy, 15 kopahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|