Entrée | himpona | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] | |||
Dérivés |
| |||
Autres orthographes | himpina | |||
Anagrammes | himpona, mpanohy, nahim-po |
Mis à jour le 2020/07/31 |