|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  7 hilahila

Teny iditra (2/2)8  hila
Fototeny  9 ila
Sokajin-teny  10  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mila

Fivaditsoratra  11 haly, hila, 12 lahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19