|
|
|
|

Teny iditra1  hevi-teny
Singan-teny  2 hevitra, 3 teny
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 explication de mot [1.5#143]
Ohatra  7  Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606#]
8  Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#]
Voambolana  9  Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11