Entrée hendry ka tsy manan-ko an-teny (hendry, ka, tsy, anana, ho any, teny)
Partie du discours locution
Définition malgache tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31