|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  he-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe hetra

Teny iditra (2/5) 3  he
Sokajin-teny  4  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza fiantsoana na fampisehoan-javatra: He! avia hijery itỳ zava-mahazendana itỳ [1.1]

Teny iditra (3/5) 6  he
Sokajin-teny  7  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 [Tankarana] oui. [1.19]

Teny iditra (4/5) 9  he    
Sokajin-teny  10  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 izy (lahy) [1.17.mg#47]

Teny iditra (5/5) 12  He    
Sokajin-teny  13  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  14 Singa mietona, faharoa amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 Helium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 Hélium. [3.1]
Voambolana  17  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28