|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazovato |
| Singan-teny | 2 hazo, 3 vato |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bois silicifié
[1.13] |
| Voambolana | 7 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 8 vatoharana, vatohazo |
| Mpanahaka | 9 hazombato |
| Fivaditsoratra | hazovato, 10 vatohazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|