Entrée hazombato (hazo, vato)
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo lehibe fahita amin' ny faritra atsinanana sy amin' ny afovoan-tany fanaovana trano, fa indrindra fanao kitay sy arina [Rajemisa 1985]
Explications en anglais  [Tanala] a tree whose wood is used in house building [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Analogues  hazovato

Entrée hazombato (hazo, vato)
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Betsileo] an herb. Kalanchoe orgyalis, Baker [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Kalanchoe orgyalis

Mis à jour le 2020/07/31