|
|
|
|

Teny iditra1  hazavaina
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano
5 Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be made clear, to be illuminated [1.2, 1.7]
7 to be lighted; to be distinct [1.2]
8 to be explained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on explique, qu'on éclaircit [1.3#869, 1.8]
10 qu’on rend clair, distinct [1.3#869]
11 qu'on éclaire, qu'on illumine [1.8]
Ohatra  12  Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. [2.285#]
13  Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#]
14  Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  hazavaina, 19 ihazavana, 20 vazahaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17