|
|
|
|

Teny iditra1  hazaina
Fototeny  2 haza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Samborina: Trandraka no nohazainay
5 Karohina, tadiavina; enjehina: Nohazaina ilay mpigadra nilefa fa tsy azo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be hunted, to be chased [1.2]
7 to be hunted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on chasse [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 haizana, hazaina, 14 ihazana, 15 izahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17