|
|
|
|

Teny iditra1  havava
Singan-teny  2 hatra, 3 vava
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Hatreo amin' ny vava ny halaliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 up to the mouth [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Jusqu'aux lèvres [1.3]
8 jusqu' à la bouche [2.415]
Ohatra  9  Ny hafaladia no afaka, fa ny havava no sisa (fomba ilazana fa vao kely foana no vita miolotra amin' ny mbola hatao. [2.436#]
Voambolana  10  Toerana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  havava, 12 vavaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02