Entrée havana avy any dilambato (havana, avy, any, dilana, vato)
Partie du discours locution
Définition malgache ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [Rajemisa 1985]
Définition française parents très éloign [...] [texte complet dans Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2010/06/06