|
|
|
|

Teny iditra1  hatsara
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 excellence; goodness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'état de ce qui est beau, bon [1.3#754]
6 excellence; bonté [1.8]
Ohatra  7  Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27#]
8  Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy. [1.317#]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Tovy hevitra  11 fahatsara
Kamban-teny rehetra  12 manana hatsaram-panahy

Fivaditsoratra  hatsara, 13 sahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09