|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hasahiana |
| Fototeny | 2 sahy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 courage, audace, hardiesse
[1.3#558] |
| Ohatra |
6 Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e.
[2.270]
7 Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 fahasahiana |
| Fivaditsoratra | hasahiana, 11 hasiahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|