|
|
|
|

Teny iditra1  fahasahiana
Fototeny  2 sahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 courage, audace, hardiesse [1.3#558]
Ohatra  6  Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy. [2.472]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Tovy hevitra  9 hasahiana

Fivaditsoratra  fahasahiana, 10 fahasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12