Entrée haratra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais the act of shaving [Hallanger 1973]
Explications en français action de se raser [Hallanger 1974]
Dérivations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot haratra (1): Maroharatra

Entrée haratra
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] hazo lolohavin'ny andriambo [Rakotosaona 1975]
Explications en anglais the purlins in the roof of a house. [Richardson 1885]
 a purlin or lengthwise stringer under a roof [Hallanger 1973]
Explications en français les pannes des toits [Hallanger 1974]
Analogues  hara-boalavo ~ mitatao haratra ambany ~ mitatao haratra ambony

Entrée haratra
Partie du discours nom
Explications en anglais  aratra [Hallanger 1973]
Explications en français  aratra [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2020/07/31